| Entrée | tokoa | ||||||
| Partie du discours | adverbe | ||||||
| Tena... fa tsy kivazivazy: Lasa tokoa izy lahy! Fanamafisana ny teny "marina" ka ny hevitr' ireo teny roa ireo amin' izay dia hoe: tsy misy isalasalana: Marina tokoa fa tsy misy mahay ohatra azy [1.1] | |||||||
| Indeed, truly, certainly [1.7] | |||||||
| Vraiment, certainement [1.8] | |||||||
| Exemples |
| ||||||
| Dérivés |
| ||||||
| Mis à jour le 2023/08/11 |
|