| Entrée | tokavina (toka) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Rarina hahery (amin' ny famoran-jaza) na ozonina ho resy (amin' ny fampinomana na fampisotroana tangena). Mitovitovy amin' ny tsitsihina ihany, saingy tsy dia mba tanisaina lava ny fitokavana, fa atao amin' ny teny vitsy miverimberina fotsiny [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/05 |
|