Entrée | tohy | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Zavatra anampy zavatra hafa iray mba hahafeno tsara ilay voalohany:
Liana handre ny tohin' ilay tantara aho Fampidiran-javatra maro mifanarakaraka amin' ny kofehy na tsora-by: Tohy vakana Famerenanjavatra na fiverenan-javatra fanindroany indray: Matahotra aho sao hisy tohiny ity ady ity Fanalavana: Ny rambo, hono, dia tohin' ny hazondamosina ihany ~ Fohy loatra io tady io ka tsy hahatakatra raha tsy asiana tohiny Fomba na asa enti-mampitambatra: Ataovy tsara tohy ireo hazo ireo [1.1] | |
Explications en français | Fonction, raccordement, connexion [1.13] | |
Dérivés |
| |
Entrée | tohy | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Taisaka] fifandonana [1.78] | |
Mis à jour le 2023/07/23 |
![]() |