| Entrée | toho-tsofina | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | tohoka, sofina | |
| Teny malemilemy, bitsibitsika [1.1] | ||
| Exemples | Indray andro nanao resaka tohotsofina tamin' ny olona anankiray taoan-tanàna Ingahy Ravelo, fa mahita soga bintsy, hono.
[2.472] | |
| Mis à jour le 2023/05/31 |
|