Entrée | tohanana (tohana) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Asiana zava-misakana tsy hianjera: Tokony hotohanana ity andry ity fa toa malemy Tantanana tsy hianjera: Tohano io marary io fa fanina Sakanana tsy ho avy: Moa ve azo tohanana tokoa ny havandra? Sakanana: Notohanany aho tsy hiditra, ka lasa nisintona amim-pahendrena. Ampiana: Notohanany ny kamboty sy mananotena fahavelony [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |