| Entrée | tevana | |
| Partie du discours | nom | |
| Hady makadiry, lavaka lalina sy lehibe [1.1] | ||
| A precipice, an abyss [1.7] | ||
| Précipice, abîme, fossé [1.8] | ||
| Vocabulaire | ||
| Exemples | Indray asabotsy, fahavaratra ny andro tamin' izay, latsaka tany an-tevana noho ny tany malama io omby io, ka tapaka ny tongony iray.
[2.472] | |
| Mis à jour le 2023/09/14 |
|