| Entrée | terena (tery) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Potserina, fihinina: Notereko ny tanany ka nijafajafa izy Atosika sady poretina: Mihisakisaha fa terenareo aho Asaina manao tsy aralia ny sitrapo; vozonana; anaovana an-terisetra: Noterena mihitsy izy vao niaiky ny hadisoany (tohatr' omby) Potserina, fihinina mba hivoahan' ny ronono: Noteren' Isambilo ilay ombivavin-dry zareo atsy avaratra [1.1] | |||||||||
| Forcé [1.13] | |||||||||
| Exemples | Ny fiheverako ny fanambadiana terena ataon'ny olona amiko koa no nahareraka ahy, ka nahatongavako tany Antsirabe;
[2.324] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|