Entrée | tenim-piontanana | |
Partie du discours | nom | |
Mots élémentaires | teny, fiontanana | |
Explications en malgache | (Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy) [1.1] | |
Ny antsoina amin'izany dia ireo teny milaza fihetseham-po eo amin'ny resaka na soratra. Maro karazana izy ireo:ao ny milaza fahatairana miharo hetezerana: adray...; fataraina miharo hagagana: endrey...; alahelo: indrisy; fandatsana: akaito...; fahitana zavatra mahafatifaty: ntrô...Ao aorian'ny tenim-piontanana, dia asiana tsoraka (!) mandrakariva, izay averina indray ery amin'ny faran'ny fehezanteny: indrisy! be fahavalo ny tsara! [1.13] | ||
Explications en français | Interjection [1.5] | |
Vocabulaire | Linguistique | |
Tableaux et planches | Toutes les interjections | |
Mis à jour le 2024/08/16 |
![]() |