Entrée | tehafina (tehaka) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Omena tehaka fa nahafinaritra: Notehafin' ny olona izaitsizy ilay mpihira Asiana tehamaina: Saika hotehafiko ilay zazalahy fa nanafintohina ahy [1.1] | |||||||||
To be patted [1.7] | |||||||||
à qui on donne une petite tape [1.8] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |