| Entrée | tarihina (tarika) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Sintonina: Kalesy tarihin-tsoavaly Taomina: Notarihin' ny naman-dratsy no nampiova an' iny tovolahy iny Entina: Raha tarihin' olona sady mahay no manao ny marina ny firenena dia ho sambatra sy handroso Atomboka sy tantanana, aingaina: Tariho ny fivavahana, ny hira [1.1] | |||||||||
| To be pulled; to be led [1.7] | |||||||||
| Qu'on tire, qu'on conduit [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|