Entrée | tarehy | |
Partie du discours | nom | |
Ny faritra anoloana amin' ny loha, misy ny handrina, ny maso, ny orona, ny vava; ny tava: Be tandra kely ny tarehin-dRamatoa iny Ny fisehoana ahitana ny zavatra iray: Be kilavadavaka, hono, ny tarehin' ny volana, hoy ireo efa nanitsaka teny Nitondrany voninkazo tsara tarehy aho Endrika, bika: Aseho matetika amin' ny tarehin' ny voromailala ny Fanahy Masina [1.1] | ||
The face; appearance; cf. endrika, bika. [1.7] | ||
Le visage: apparence; cf. endrika, bika. [1.8] | ||
Vocabulaire | ||
Mis à jour le 2024/10/30 |
![]() |