Entrée | taratasy | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Zavatra amboarina amin' ny zavamaniry na voridamba izay atao koba dia tampisahana manify dia manify, ka ampiasaina hanoratana: Manify loatra ity taratasy ity ka tsy azo anoratana Ravin-taratasy Soratra ifandefasan' ny olona roa mba hifamangiana, hifampilazana vaovao na hifampiraharahana: Nandefa taratasy tany amin' / dadatoa aho mba hamangiako azy tamin' ny nahafatesan' ny zanany Teny ilazana ankapobeny ny soratra rehetra Raina ho fanamarinana ny fananan-javatra na fahavitan-draharaha iray: Ento daholo ny taratasy rehetra momba ny aotomobilina. [1.1] | ||||
Explications en anglais | Paper; a letter (correspondence) [1.7] | ||||
Explications en français | Papier; lettre (de correspondance) [1.8] | ||||
Exemples |
| ||||
Mis à jour le 2023/06/18 |
![]() |