Entrée |
tapika
|
Partie du discours | nom
|
| Enti-milaza zavatra vitsivitsy, tsy betsaka, anatin' ny maro:
Tapiny ihany no hitanay tamin' ireo tompon-tany, fa raha vao tonga izahay dia lasa niery daholo ny ankamaroany Singantsingany mialoha lalana ary manambara ny maro mbola eo aoriana. [1.1]
|
Morphologie |
Simple : |
tapiny,
tapik',
tapikan',
tapi- |
|
Synonymes | |
|
Entrée |
tapika
(pika)
|
Partie du discours | nom
|
| Kilalao ifanaovan' ny ankizy manao izay hianjeran' ny zavatra eny an-tanan' ny namany amin' ny fipehana azy, ka raha latsaka dia lasany na isasahana aminy:
Miombona tapika [1.1]
|
| Jeu des enfants consistant à frapper sur la main de celui qui tient un objet; si cet objet tombe, il appartient à celui qui a frappé [1.3]
|
Vocabulaire |
Dérivés |
|
Entrée |
tapika
|
Partie du discours | nom
|
| [Betsimisaraka, Bezanozano, Sihanaka]
(de pika : petite détonation, comme en font les bois qui éclatent quand on les met au feu). Nom de plusieurs cryptocarya (Lauraceae). Le forestier Guinet préfère l'orthographe
tapiky. C'est aussi celle que reprend A. Grandidier, fichier manuscrit.
[1.196]
|
Vocabulaire |
|