| Entrée | tantavana | |
| Partie du discours | nom | |
| Fitaovana misy loadoaka ampandalovana rano miharo ventin-javatra na loto, ka mandeha ny ranony fa mijanona kosa ny ventiny na ny loto; sivana [1.1] | ||
| Fitaovana tantera-drano anasarahana ny ranoka sy ny faikany [1.13] | ||
| Filtre, filtrant [1.13] | ||
| Dérivés |
| |
| Analogues | sivana | |
| Mis à jour le 2012/09/09 |
|