| Entrée |
tantara
|
| Partie du discours | nom
|
| | Fahalalana ny zava-niseho tamin' ny andro lasa: Mampianatra antsika zavatra maro ny tantarampirenena Filazana fitohitohizan-javatra, andraisan' olona anjara, tena nisy marina na noforomporonin' ny saina fotsiny: Tia mihaino tantara ny ankizy [1.1]
|
| | A story, a tale [1.7]
|
| | Histoire, conte; l'histoire [1.8]
|
| Vocabulaire |
| Exemples |
| 1 | Tsy ahoany loatra izay tantara sy anganon-drainy
[2.470]
|
| 2 | Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy
[2.48]
|
| 3 | Ny mba tantaran' ny tanindrazanareo, tsy ampy raviny roa na telo amin' ny boky fianarana tantaram-pirenena fampiasa amin' ny kilasy ambony.
[2.472]
|
|
| Morphologie |
| Simple : |
tantara,
tantarako,
tantaranao,
tantarany,
tantarantsika,
tantaranay,
tantaranareo,
tantaran',
tantaran-,
tantaram- |
|
| Dérivés |
|