| Entrée | tandry | |
| Partie du discours | nom | |
| Mitovy amin' ny Tandrina, tsy fahita afa-tsy amin' ilay fitenenana hoe Tsy tandry: tsy niraiken' ny saina firy, lasalasa ho azy [1.1] | ||
| Entrée | tandry | |
| Partie du discours | nom | |
| (tsy dia fampiasa loatra) Endrikendrika, fitsaratsarana olona foana, tombotomboka [1.1] | ||
| Dérivés |
| |
| Entrée | tandry | |
| Partie du discours | adjectif | |
| [Bara] Sahaza, antonona [1.78] | ||
| Mis à jour le 2012/09/09 |
|