| Entrée | tampona | ||
| Partie du discours | nom | ||
| Ny faritra avo indrindra amin' ny zavatra iray: Ny tampon' ny tendrombohitr' Ankaratra no atao hoe Tsiafajavona Ny fara tampony ambony, ny fanaperana: Tonga amin' ny tampon' ny voninahitra izy [1.1] | |||
| Exemples | Havoana ihany Analatelo, saingy malalaka sy somary marin-tampona.
[2.472] | ||
| Morphologie |
| ||
| Dérivés |
| ||
| Mis à jour le 2017/05/31 |
|