| Entrée | tampody (fody) | |
| Partie du discours | nom | |
| [Taisaka] Fiverenana androtry ny niala ihany [1.78] | ||
| Teny ilazana ny fiverenana amin' ny toerana nialana ny androtr' iny ihany Fomba fanjairana mandroso sy miverina toy izao: atsofoka eo aorian' ny nivoahany ny fanjaitra, dia avoaka indray kosa eo alohan' ny nivoahany, ary dia toy izany hatrany [1.1] | ||
| The act of setting out and coming back the same day [1.7] | ||
| Action de partir et revenir le même jour [1.8] | ||
| Dérivés |
| |
| Mis à jour le 2012/09/08 |
|