Entrée | tampenana (tampina) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Asiana sarona, asaina akombona, terena hikombona: Tampeno ny vavan' io zaza io raha vao mitomany Tsy azonao tampenana tsy hahita ny marina ny masoko Enti-milaza ny lamba misy loaka asiana tapa-damba kely mizaitra mba hanarona ny loaka: Tampeno kely ity pataloako ity fa loaka Asiana tsentsina ka tsy afa-mivoaka na miditra intsony (ny rano na ny rivotra): Tampeno io hirika io fa avy eo no miditra ny rance Asiana sakana tsy hahafahana mampiasa ilay zavatra: Notampenan-dry zareo ato atsimo ilay lalankely mandalo eo an-tokotaniny [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be plugged; to be filled with a patch; to be corked [1.7] | ||||||||
Explications en français | Qu'on bouche, qu'on obstrue [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |