| Entrée | talelaka | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Mibalelaka ary marivo aty, mivelatra be ny vavany, talesaka: Vilia talelaka | ||
| Peu profond, large, évasé, comme les assiettes, les plateaux [1.3] | ||
| Exemples | Ny lovia tsy lalina aty no atao hoe lovia talelaka, ary eto dia ny hevitra marivorivo tsy mba hevi-dalina no an-talelaka.
[2.643] | |
| Dérivés |
| |
| Autres orthographes | talesaka [1.3#656] | |
| Mis à jour le 2024/03/08 |
|