Entrée | talaho | ||
Partie du discours | nom | ||
Fangatahana arahim-piangaviana fatratra; fangataham-pitahiana amin-Janahary ho ana marary, ho an' olona' ndeha hivahiny: Resin' ny talahony aho ka nanaiky ihany tamin' ny farany. [1.1] | |||
Supplication [1.7] | |||
Supplication [1.8] | |||
Morphologie |
| ||
Dérivés |
| ||
Mis à jour le 2012/10/05 |
![]() |