|
|
|
|

Entrée takolapanenitra
Partie du discours nom
 Bibikely toy ny masomby maro mitohitohy mainty sy vony ny kibony ary misy filo manindrona ery an-tendrony [1.1]
 (takola-panenitra) A wasp. See Fanenitra, Fangaraka. [1.2]
Vocabulaire 
Synonymes fanenitra ~ fangaraka

Mis à jour le 2012/06/17