Entrée | tahalaka | |
Partie du discours | nom | |
Tovon-tany mamaritra ny sisin-tanimbary, mitovy amin' ny atao hoe valamparia, fefilohan-tanimbary (amin' ny Betsileo, ny tahalaka dia entina hilazana mihitsy ny vola arakaraka ny habeny, ka ny lehibe dia atao hoe: tahala-dibe, ny antonontonony tahalaka, ary ny kely kipala) [1.1] | ||
Fefiloha madinika na valamparihy [1.13] | ||
Diguette, digue [1.13] | ||
Synonymes | valamparihy | |
Mis à jour le 2012/07/12 |
![]() |