| Entrée |
tahaka
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Misy fitoviana: Taha-dray lahy ity zaza ity! [1.1]
|
| | Dika mitovy [1.13]
|
| | Like, similar to [1.2, 1.7]
|
| | As [1.2]
|
| | Semblable, pareil [1.8]
|
| | Copie [1.13]
|
| Exemples |
| 1 | ary ny fijeriny ireo dia tahaka ny kintana manameloka ny nataony.
[2.324]
|
| 2 | Olona tahaka ny inona izy izany, ry dada?
[2.470]
|
| 3 | Mba mieritrereta fa aza dia miteniteny foana tahaka izany.
[2.472]
|
|
| Morphologie |
| Simple : |
tahaka,
tahaky,
taha- |
| Impératif : |
tahafa |
|
| Dérivés |
|
| Entrée |
tahàka
|
| Partie du discours | préposition
|
|
| Entrée |
ta-haka
|
| Partie du discours | locution
|
| Mots élémentaires | ta,
maka |
|