|
|
|
|

Entrée tabataba
Partie du discours nom
 Horakoraka, kotaba: Aoka tsy hisy hanao tabataba fa matory ny marary [1.1]
 Noise, clamour, vociferation, bustle [compare Swahili taabu, trouble] [1.2]
 Noise, racketder [1.7]
 Bruit, tumulte, tapage, clameurs, confusion [1.3]
 Bruit, tapage [1.8]
Vocabulaire 
Exemples 
1Horakoraka sy tabataba be no nanerana an'i Betafo manontolo. [2.324]
2kakakaka sy tabataba no re avy ao amin' ny nisy azy tao. [2.472]
Dérivés 

Entrée tabataba
Partie du discours nom
 Fikorontanana, fihetsiketsehana: Noraran'ny fanjakana ny filaharan'ny mpianatra fa mety ho nampisy tabataba teto an-tanàna
Fikomiana na fanoherana ny fitondrana: Nahafaty olona an'aliny maro ny tabataba tamin'ny taona 1947 [1.1]
 Political tumult [1.2]
 Trouble, désordre [1.3]
 Political upheaval, civil disorder [1.7]
 Révolution, tumulte politique [1.3]
 Tumulte politique, rébellion [1.8]
Vocabulaire 
Exemples Asabotsy moa ny 29 Martsa 1947 nipoahan' ny tabataba tao Moramanga. [2.472]

Mis à jour le 2021/02/27