|
|
|
|

Entrée somondrara (sondrara)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tanala] Tovovavy, zazavavy salasalany na vantony: Somondrara tsy indroe misandratre vehivavy mbola tsy niteraka na mbola tsy tolonono [1.78]
  [Tanosy] Zatovo vavy [1.78]
  [Taisaka] Nono [1.78]
  [Sihanaka] Nonon-jazavavy [1.78]
 Enti-milaza zazavavy mihalehibe hita amin' ny fitombon' ny nonony na ny fibontsiny [1.1]
 Tovovavy masaka ho amin'ny fanambadiana [1.13]
Explications en français Adolescente [1.13]
Exemples 
1Ley Venjy zahay mbo handisa - Andao tsika somondrara mba hiango. [2.606]
2Ny vidin' ny tany dia andevovavy somondrara roa, basy fito ambinifo-lo, omby zato, volafotsy roanjato ariary ary rojo volafotsy nahoa-bovonana. [2.508]

Mis à jour le 2024/07/16