| Entrée | solatra | |
| Partie du discours | nom | |
| Tany mandry soroka, misolampilampy Fikapana na fandidiana zavatra izay misy ilany kely miala [1.1] | ||
| Exemples | Sady tamin'izay dia nikodingidingy nidina ny solatra izy.
[2.895] | |
| Dérivés |
| |
| Entrée | solatra | |
| Partie du discours | nom | |
| Tifitra [1.1] | ||
| Entrée | solatra | |
| Partie du discours | nom | |
| (toute l'île, mais le tra final est souvent élidé). Cossettes, tubercules coupés en cossettes [1.196] | ||
| Vocabulaire | ||
| Mis à jour le 2023/10/02 |
|