| Entrée | sola | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Mangadihady, tsy misy volo: Sola sahady ny lohan' i Zoky Manana loha tsy misy volo: Ingahibe sola Malamalama: Efa sola izany kodiaran' ny fiaranao izany [1.1] | ||
| Bald [1.7] | ||
| Chauve [1.8] | ||
| Exemples | Lehilahy lehibe, fohifohy, somary sola loha, no nitarika ny rehetra.
[2.472] | |
| Dérivés |
| |
| Entrée | sola | |
| Partie du discours | adjectif | |
| [Tanosy] Mirodana [1.78] | ||
| Dérivés |
| |
| Mis à jour le 2023/06/05 |
|