| Entrée | sodoka | ||
| Partie du discours | adjectif | ||
| Voafitaka noho ny toe-javatra miseho ho toy izao na toy izao, noho ny fisehoana ivelany, noho ny resaka tsara lahatra ka nandiso fanantenana: Sodokan' ny fampanantenan' ny namany izy ka tsy namototra firy [1.3] | |||
| Induit en erreur, trompé par de fausses apparences, par de fausses suppositions, par de vaines espérances [1.1] | |||
| Exemples | Efa nandeha an-jamba aho satria tsy nisaina fa sodoka.
[2.643] | ||
| Morphologie |
| ||
| Dérivés |
| ||
| Mis à jour le 2019/08/17 |
|