Entrée |
silaka
|
Partie du discours | adjectif
|
| Potika, sombina, vaky, tapaka Triatra, na vaky: Silaka ny nifiko Menatra: Silaka aho notenenin' ny lehibe teo imason' ny mpiara-miasa [1.1]
|
|
Entrée |
silaka
|
Partie du discours | nom
|
| Hazo na vy asisika eo amin' ny hazo efa natomboka hotsofaina mba tsy hanery ny tsofa, na tsofoka eo anelanelan' ny vato ka velezina mba hahavaky ilay vato Ny potiny na sombiny avy amin' ny zavatra novakina na vaky: Sila-mofo [1.1]
|
| Sombiny [1.13]
|
| A splinter, a small piece split off [1.7]
|
| éclat de bois, pierre qui s'écaille ou se sépare [1.8]
|
Exemples |
1 | Samy mitana (mihazona) silaka voankena tsirairay ireo.
[2.245]
|
2 | Izy ireo no tena foko feno fa ny sisa toa silaka foko ihany avokoa na ambiny aza.
[2.606]
|
|
Dérivés |
|
Entrée |
silaka
|
Partie du discours | nom
|
| Partie: Silaka tontolon'i X = E [n] (Partie de X = E [n]) [1.13]
|
Vocabulaire |
|