Entrée |
setrasetra
(setra)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Hetraketraka feno avona
[1.1]
|
Explications en anglais | Pride, haughtiness [1.7]
|
Explications en français | Orgueil [1.3, 1.8]
|
| [duplicatif] hardiesse, fierté, arrogance [1.3]
|
| Hauteur [1.8]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Tsy hitony angaha izao setrasetra izao.
[2.895]
|
2 | Tsy dia nifankahazo loatra tamin' ny mponina izy ireo fa be setrasetra.
[2.508]
|
3 | Setrasetra mba tian-katao ve, hono, sa zafikelin' Andrangoloaka ka tsy afaka amin' ny kao-drazana?
[1.298]
|
|
Dérivés |
Synonymes | |
|