Entrée | sesitany | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Mots élémentaires | sesika, tany | |
Explications en malgache | Fandroahana olona hifindra fonenana noho ny heloka vitany. Fandroahana honina any ivelan' ny tanindrazana: Natao sesitany taona maro ireo tia tanindrazana malagasy [1.1] | |
Explications en anglais | Exiled [1.7] | |
Explications en français | Expulsion, exil [1.3] | |
Exilé [1.8] | ||
Exemples | Misy ny nohelohina ho faty ary notifirina, misy ny natao sesitany, misy ny mbola migadra eo amin' ny fonjan' ny faritany ihany, misy ny afaka madiodio.
[2.472] | |
Mis à jour le 2023/10/02 |
![]() |