Entrée | sento | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fisintonana sy famoahana fofon' aina mafy sady mitarika lavalava, ateraky ny alahelo na embona:
Be sento io zaza io ka mety harary fo rehefa lehibe Alahelo: Mitsikia, atsaharo ny sento Fitrohana zavatra amin' ny orona. [1.1] | |
Explications en anglais | A sigh, a sob [1.7] | |
Explications en français | Soupir, sanglot [1.8] | |
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2012/09/18 |
![]() |