Entrée | savana (sava) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Tadiavina, karohina: Nosavana eran' ny tanàna ny mpangalatra ka hita Jerena, tsirihina, zahana fatratra: Nosavan' ny mpampianatra ny sandrifin' ny ankizy rehetra fa nisy vola roanjato very tao am-pianarana Atao tsy misy manentsina na manelingelina: Savao tsara ny lalana handehanan' ny manampahefana [1.1] | |||||||||
To be cleared; to be closely inspected [1.7] | |||||||||
Qu'on examine de près, qu'on éclaircit [1.8] | |||||||||
Exemples | Tsy maintsy savana anefa ireny eo ampidirana sao mitahiry fiadiana:
[2.472] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |