| Entrée | sasa | |
| Partie du discours | nom | |
| Fanesorana ny loto, fanadioavana amin'ny rano. Ozana, saingy io tsy fampiasa firy afa-tsy amin'ny tanana, tongotra, tava, vilany sy vilia. [1.1] | ||
| A washing [1.7] | ||
| Lavage [1.5] | ||
| Action de laver [1.8] | ||
| Lavatura; lavata [1.18] | ||
| Exemples | Ary nony voa sasa madio ny aretina, dia atao ny fanafody amiandahy sy ravimpano;
[2.48] | |
| Dérivés |
| |
| Citations | Textes citant ce mot | |
| Mis à jour le 2015/09/19 |
|