| Entrée | saraka | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Vaky; tsy mitambatra, tsy miaraka; miavaka Enti-milaza olona roa samy mihalangalana tsy misy ifandraisany [1.1] | ||
| Separated [1.7] | ||
| Séparé [1.8] | ||
| Dérivés |
| |
| Entrée | saraka | |
| Partie du discours | nom | |
| [Tanosy] Zanak'omby mbola minono [1.78] | ||
| Ny zanak' omby sarahina amin' ny reniny: Na hanavasava aza ny vositra -- ka hiverivery mandany andro ny saraka izay voahitsakaihany no mandry (Tselatra) [1.1] | ||
| Mis à jour le 2023/09/10 |
|