| Entrée | sanganehana | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Sahiran-kevitra, tsy mahita izay hatao fa misalasala be ihany; feno fisalasalana. [1.1] | ||
| Hesitating to make a choice or decision [1.7] | ||
| Qui hésite à faire un choix, à se décider [1.8] | ||
| Exemples | Sanganehana tsy mahita izay hataony I Terezy kely, mpira fandriana aminy.
[2.470] | |
| Dérivés |
| |
| Mis à jour le 2013/06/11 |
|