| Entrée | sakanana (sakana) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Fefena:
Nosakanan' ny tompony vato be ny fidirana ao anaty sahany Tohanana tsy avela handeha, tsy avela hiditra: Nosakanan' ny polisy tsy hiditra ny ankizy latsaky ny telo ambin' ny folo taona Rarana: Nosakanan-drainy ny fanambadian' i Soa ka tsy raikitra Tohanana, atao izay tsy haharaikitra: Nosakanan' i zoky ilay tranonay eny Ambohimanarina saika hamidy Ajanona: Nosakanany teny an-dalana aho mba hilazany izany vaovao izany [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|