Entrée | sahona | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Karazam-biby mivelona eny amoron' ny farihy sy heniheny, be monto-maso, malamalama hoditra, ary lava ny tongony aoriana noho ny eo aloha ka mahay mitsambikina izaitsizy izy; ny sahona dia biby miofo ka raha mbola kely izy, ka atao hoe tsiboboka, dia hafa dia hafa ny bika aman' endriny [1.1] | |||||
A frog [1.7] | |||||
Grenouille [1.3, 1.8] | |||||
Vocabulaire | |||||
Exemples |
| ||||
Morphologie |
| ||||
Article | Randzavola: sahona ao amin' ny Baiboly (=> Loza Folo) | ||||
Entrée | sahona | ||||
Partie du discours | nom | ||||
[Sakalava] (de hona : fondrière, sols bourbeux, vase). Nom des plantes semi aquatique vivant dans la vase. En Imerina sahona est le nom des grenouilles (l'origine est la même). D'après certains érudits malgaches c'est ce mot que dériverait saonjo. [1.196] | |||||
Vocabulaire | |||||
Mis à jour le 2023/05/24 |
![]() |