Entrée | safotra | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Rendrika ao anaty...; tototra ao anaty...: Safotry ny rano ny tanimbolinay tamin' ny fahavaratra lasa tao Feno, rakotra, tototra, henika: Safotry ny hafaliana ny reniko nahita ahy tafaverina Safokenatra izy namakivaky ireo olona maro be teo an-tokotaniny Tsy mahatsiaro tena na very saina noho ny fangirifiriana vokatr' aretina na noho ny fihetsehampo be loatra: Notenenin-drainy mafy izy dia safotrafoana tao. á [1.1] | |
Explications en anglais | Flooded; confused; overcome or faint [1.7] | |
Explications en français | Submergé, inondé: Safotra ny tanimbarinay (Notre rizière est submergée) Couvert, enduit: Safotry ny menaka ny lohany (Sa tête est enduite de trop de graisse) Couvert de honte: Safotry ny henatra izy (Il est couvert de honte) Accablé: Safotry ny alahelo izy (Il est accablé de tristesse) Comblé: Safotry ny hafaliana izy (Il est comblé de joie) Interdit: Nony vao noteneniko izy dia safotra foana teo (À peine l'eus-je réprimandé qu'il fut tout interdit) Qui a la tête lourde et étourdie: Safotra be ihany izy noho ny herin' ny tazo (Il est tout étourdi par une forte fièvre) [1.3] | |
Inondé Confus Qui s'évanouit [1.8] | ||
Exemples | niantsamboatra sy nihiaka tokana Rasoa nitairan' izy rehetra ho safotra.
[2.470] | |
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2023/08/02 |
![]() |