| Entrée | safatsiroa | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Mots élémentaires | isa, fa, tsy, roa | |
| Tsy manam-paharoa, tsy misy toa azy, ka enti-milaza hatsarana na haratsiana mihoatra noho ny hafa: Safatsiroa ny hakingan' ilay olona nandeha teo ambony tady [1.1] | ||
| (pour isa fa tsy roa) incomparable, unique, sans égal [1.3] | ||
| Autres orthographes | isa fa tsy roa ~ isafatsiroa | |
| Mis à jour le 2023/04/22 |
|