Entrée | sadaika | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Misalasala sy mihazohazo eo am-panaovan-javatra na eo am-pitenenana, sanganehana: Sadaika aho ity fa handroso, maty raibe, hihemotra maty renibe Tsy mahita izay hatao, misalasala noho ny henatra na tahotra: Sadaika aho hiteny eo imason' ireo olona betsaka ireo [1.1] | |
Explications en français | Perplexe, embarrassé dans le choix, hésitant entre deux choses [1.3] | |
Dérivés |
| |
Autres orthographes | sadaikatra | |
Mis à jour le 2013/11/06 |
![]() |