| Entrée | roritra | |
| Partie du discours | nom | |
| Fisintonana zavatra mafy; fanaovana izay hahahenjana zavatra iray tsy higarera; fitarihana zavatra mankamin' ny tena [1.1] | ||
| Pulled in opposite directions; stretched out like rubber [1.7] | ||
| Qu'on tiraille; étendu comme du caoutchouc [1.8] | ||
| Exemples | Izahay rehetra ireo, rahefa adinina ka tsy mahay, tsy maintsy misy fampahoriana madinika atao anay : roritra sofina, kapoka fitsipika, latsa
[2.472] | |
| Dérivés |
| |
| Autres orthographes | riritra [1.1] ~ rirotra [1.1] | |
| Mis à jour le 2021/10/03 |
|