| Entrée |
robo
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Tambahoaka]
Fampirisihina, doka [1.78]
|
| | [Bezanozano]
Doka, fandokafana [1.78]
|
| | [Tanala]
Doka, dokadoka [1.78]
|
| | Teny atao mba handokadokafana olona tiana hahazoan-javatra; fitaka amin' ny teny mamy; lainga entina mampirisika hanao ny tsy tokony hatao. [1.1]
|
| Dérivés |
|
| Entrée |
robo
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Tambahoaka]
Hoby, fihobiana [1.78]
|
| Synonymes | |
|
| Entrée |
robo
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Betsileo]
Mets préparé avec des patates douces cuites avec du lait.
Très apprécié des enfants et des personnes âgées. [1.196]
|
| Vocabulaire |
|