Entrée | robaina (roba) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Alaina ny azo entina ary ravana ny tsy azo: Norobain' ny mpirotaka ny tanàna Entina, paohina, faohina: Norobain' ny jiolahy ny zavatra rehetra tao an-trano Afitsaka, baboina, hosena: Norobain' ny fanjakana ny fananany rehetra [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be taken by violence; to be robbed [1.7] | ||||||||
Explications en français | Qu'on saisit par la force, qu'on pille [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |