Entrée | ripaka | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Nahavoazana betsaka (voly na biby ompiana miampatrampatra noho ny aretina, na vono, na fikapana, na loza samihafa): Ripaky ny tafiodrivotra ny zanakazo betsaka tao an-tanimboliko Maty daholo, lany ringana: Ripaky ny barika ny akohon' i Naivo ka nalahelo aoka izany izy [1.1] | |
Explications en anglais | Destroyed in large numbers [1.7] | |
Explications en français | Couché ou exterminé en masse [1.8] | |
Mis à jour le 2025/02/12 |
![]() |