| Entrée | ringindringitra (ringitra) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Afa-dravina, bory ravina: Ringitry ny fanala ny voly rehetra (volo) Fohy sy mikainkona, ngita: Olona ringibolo izay no nitondra an' ity taratasy ity [1.1] | ||
| Synonymes | ringitra | |
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|