| Entrée | rendrirendry | |
| Partie du discours | nom | |
| Zavatra manjelanjelatra ka mahajemby ny maso; fipendrampendran' ny rivotra sy ny hazavana rehefa mafana ny andro; zavatra mamirapiratra sy manonjanonja eny amin' ny rivotra rehefa migaingaina ny hafanana [1.1] | ||
| Dérivés |
| |
| Mis à jour le 2009/02/23 |
|