|
|
|
|

Entrée remby
Partie du discours nom
  [Taisaka] Fitadiavana, fihazana [1.78]
  [Tanala] Haza, zavatra azo hohazaina: tongo-dava ahitan-dremby [1.78]
 Biby samborina na enjehina hohanina; haza; zavatra azo amin' ny fihazana: Tsy vizahy ny mitatitra ny rembiny ny vitsika
Fihazana, fitadiavana haza: Remby mamy amin' ny voninkazo no asan' ny tantely. [1.1]
 Food gathered in the wilds [1.7]
 Nourriture acquise par la chasse ou la cueillette [1.8]
Vocabulaire 
Dérivés 

Mis à jour le 2023/08/11