|
|
|
|

Entrée ravarava (rava)
Partie du discours verbe passif
  [1.1]
 [duplicatif] [1.3]
Exemples 
1Ravarava sy maintin' ny paraky haniny kosa ny nifin' ny ato. [2.470]
2Efa ravarava be ihany ny ankamaroan' ny trano sy ny fefy manodidina. [2.508]
Morphologie 
Présent : ravarava, ravaravako, ravaravanao, ravaravany, ravaravantsika, ravaravanay, ravaravanareo, ravaravan', ravaravan-, ravaravam-
Passé : noravarava, noravaravako, noravaravanao, noravaravany, noravaravantsika, noravaravanay, noravaravanareo, noravaravan', noravaravan-, noravaravam-
Futur : horavarava, horavaravako, horavaravanao, horavaravany, horavaravantsika, horavaravanay, horavaravanareo, horavaravan', horavaravan-, horavaravam-

Mis à jour le 2023/01/20